Romans 2:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa ianao izay mampianatra ny sasany, tsy mba mampianatra ny tenanao koa va ianao? Ianao izay mitory hoe: Aza mangalatra, mba mangalatra ihany va ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa, mampianatra ny sasany ianao, fa tsy mampianatra ny tenanao: mitory hoe: aza mangalatra, nefa mangalatra ihany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ahoana àry ity ianao mampianatra ny sasany, nefa tsy mampianatra ny tenanao? Mitory hoe «aza mangalatra», nefa mangalatra?
Malagasy Bible 1865
ka moa ianao izay mampianatra ny sasany, tsy mba mampianatra ny tenanao koa va? Hianao izay mitory hoe: Aza mangalatra, mba mangalatra ihany va ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa ianao izay mampianatra ny sasany, tsy mba mampianatra ny tenanao koa va ianao? Ianao izay mitory hoe: Aza mangalatra, mba mangalatra ihany va ianao?
malagasy
ka moa ianao izay mampianatra ny sasany, tsy mba mampianatra ny tenanao koa va? Hianao izay mitory hoe: Aza mangalatra, mba mangalatra ihany va ianao?