Romans 2:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao izay miteny hoe: Aza mijangajanga, mba mijangajanga ihany va ianao? Ianao izay manao ny sampy ho fahavetavetana, mba mandroba tempoly ihany va ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mandrara tsy hijangajanga, nefa mijangajanga ihany; fatra-pankahala ny sampy, nefa manazimba ny zavatra masina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandrara hoe «aza maka vadin’olona», nefa maka vadin’olona? Miseho ho marikorikon’ny sampy nefa mandroba izay natao fanatitra ho an’ny sampy?
Malagasy Bible 1865
Hianao izay manao hoe: Aza mijangajanga, mba mijangajanga ihany va ianao? Hianao izay mametaveta ny sampy, mba mandroba tempoly ihany va ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao izay miteny hoe: Aza mijangajanga, mba mijangajanga ihany va ianao? Ianao izay manao ny sampy ho fahavetavetana, mba mandroba tempoly ihany va ianao?
malagasy
Hianao izay manao hoe: Aza mijangajanga, mba mijangajanga ihany va ianao? Hianao izay mametaveta ny sampy, mba mandroba tempoly ihany va ianao?