Romans 2:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao izay manao ny lalàna ho reharehanao, mba manala voninahitra an’Andriamanitra ihany va ianao amin’ny andikanao ny lalàna?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mirehareha ho manan-dalàna, nefa manala baràka an’Andriamanitra amin’ny fandikana ny Lalàna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fatra-pirehareha ianao fa hoe manana ny lalànan’i Mosesy, nefa mandika ny lalàna, ka manala baràka an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Hianao izay manao ny lalàna ho reharehanao, mba manala voninahitra an'Andriamanitra ihany va ianao amin'ny andikanao ny lalàna?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao izay manao ny lalàna ho reharehanao, mba manala voninahitra an’Andriamanitra ihany va ianao amin’ny andikanao ny lalàna?
malagasy
Hianao izay manao ny lalàna ho reharehanao, mba manala voninahitra an'Andriamanitra ihany va ianao amin'ny andikanao ny lalàna?