Romans 2:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa araka ny voasoratra dia ianareo no itenenana ratsy ny anaran’Andriamanitra any amin’ny Jentilisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria noho ianareo ihany no itenenan-dratsy ny Anaran’Andriamanitra any amin’ny Jentily, araka ny lazain’ny Soratra Masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany tokoa no ilay voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Noho ianareo Jiosy ihany no anevatevana ny anaran’Andriamanitra any amin’ny hafa firenena.»
Malagasy Bible 1865
Fa araka ny voasoratra, dia ianareo no itenenana ratsy ny anaran'Andriamanitra any amin'ny jentilisa (Isa. 52. 5).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa araka ny voasoratra dia ianareo no itenenana ratsy ny anaran’Andriamanitra any amin’ny Jentilisa*.
malagasy
Fa araka ny voasoratra, dia ianareo no itenenana ratsy ny anaran'Andriamanitra any amin'ny jentilisa (Isa. 52. 5).