Romans 2:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahasoa ny famorana raha mankatò ny lalàna ianao; fa raha mpandika ny lalàna kosa ianao dia tonga toy ny tsy voafora na dia efa voafora aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Marina fa mahasoa ihany ny famorana, raha mitandrina ny Lalàna ianao; fa manjary tsy fiforàna kosa ny fiforàna raha mandika ny Lalàna ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, mahasoa anao ny famorana raha manatanteraka ny lalàna ianao; fa raha mandika ny lalàna kosa ianao, dia toy ny tsy voafora mihitsy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny famorana mahasoa tokoa, raha mankatò ny lalàna ianao; fa raha mpandika ny lalàna kosa ianao, dia efa tonga toy ny tsy voafora, na dia efa voafora aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahasoa ny famorana raha mankatò ny lalàna ianao; fa raha mpandika ny lalàna kosa ianao dia tonga toy ny tsy voafora na dia efa voafora aza.
malagasy
Fa ny famorana mahasoa tokoa, raha mankatò ny lalàna ianao; fa raha mpandika ny lalàna kosa ianao, dia efa tonga toy ny tsy voafora, na dia efa voafora aza.