Romans 2:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mankatò ny fitsipiky ny lalàna ny tsy voafora, tsy hatao ho isan’ny voafora va izy na dia tsy voafora aza?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha ny tsy voafora no mankatò ny didin’ny Lalàna, moa tsy hoisaina ho fiforàna va ny tsy fiforàny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny tsy voafora no mitandrina ny fepetran’ny lalàna, moa tsy hoheverin’Andriamanitra ho voafora ve izy, na dia tsy voafora aza?
Malagasy Bible 1865
Ary raha mankatò ny fitsipiky ny lalàna ny tsy voafora, tsy hatao ho isan'ny voafora va izy, na dia tsy voafora aza?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mankatò ny fitsipiky ny lalàna ny tsy voafora, tsy hatao ho isan’ny voafora va izy na dia tsy voafora aza?
malagasy
Ary raha mankatò ny fitsipiky ny lalàna ny tsy voafora, tsy hatao ho isan'ny voafora va izy, na dia tsy voafora aza?