Romans 2:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy ao amin’izay miseho ivelany no maha Jiosy, ary tsy izay miseho eo amin’ny nofo no famorana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria tsy izay miseho eto ivelany ho Jody no tena izy, ary tsy izay miseho eto ivelany amin’ny nofo no tena famorana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsia, tsy izay miseho etỳ ivelany no tena maha Jiosy ary tsy izay voafora ara-nofo no tena voafora;
Malagasy Bible 1865
Fa tsy izay araka ny miseho no Jiosy, ary tsy izay miseho eo amin'ny nofo no famorana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy ao amin’izay miseho ivelany no maha Jiosy, ary tsy izay miseho eo amin’ny nofo no famorana;
malagasy
Fa tsy izay araka ny miseho no Jiosy, ary tsy izay miseho eo amin'ny nofo no famorana;fa izay araka ny miafina no Jiosy, ary ny famorana dia amin'ny fo, amin'ny fanahy, fa tsy amin'ny soratra; ny fiderana ireny tsy avy amin'ny olona, fa avy amin'Andriamanitra.