Romans 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, ry olona, izay mitsara ny manao izany, kanefa manao izany koa ny tenanao, moa heverinao va fa ho afa-mandositra ny fitsaran’Andriamanitra ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka moa ataonao va, ry olona, fa ianao mitsara ny manao izany, nefa manao koa, dia ho afa-mandositra ny fitsaràn’Andriamanitra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sa ianao, ry olona izay manameloka ny manao toy ireny, mihevitra ho afa-mandositra ny didim-pitsarana navoakan’Andriamanitra nefa anie ianao koa mba manao?
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ralehilahy, izay mitsara ny manao izany, kanefa manao izany koa ny tenanao, moa ataonao va fa ho afa-mandositra ny fitsaran'Andriamanitra ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, ry olona, izay mitsara ny manao izany, kanefa manao izany koa ny tenanao, moa heverinao va fa ho afa-mandositra ny fitsaran’Andriamanitra ianao?
malagasy
Ary ianao, ralehilahy, izay mitsara ny manao izany, kanefa manao izany koa ny tenanao, moa ataonao va fa ho afa-mandositra ny fitsaran'Andriamanitra ianao? [ Gr. olona]