Romans 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fahoriana sy tebiteby ho an’ny olona rehetra izay manao ratsy, amin’ny Jiosy aloha, nefa amin’ny Jentilisa koa!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, fahoriana aman-tebiteby no ho an’izay manao ny ratsy, dia ho an’ny Jody aloha, vao ho an’ny Jentily koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, fahoriana sy tebiteby no hahazo ny olona rehetra fatra-panao ny ratsy, dia ny Jiosy aloha vao ny hafa firenena.
Malagasy Bible 1865
eny, fahoriana sy fahantrana ho an'ny fanahin'ny olona rehetra izay manao ratsy, amin'ny Jiosy aloha, dia vao amin'ny jentilisa koa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fahoriana sy tebiteby ho an’ny olona rehetra izay manao ratsy, amin’ny Jiosy* aloha, nefa amin’ny Jentilisa* koa!
malagasy
eny, fahoriana sy fahantrana ho an'ny fanahin'ny olona rehetra izay manao ratsy, amin'ny Jiosy aloha, dia vao amin'ny jentilisa koa;