Romans 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa inona ary no tombony ananan’ny Jiosy, ary inona no soa avy amin’ny famorana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa inona àry no tombon-tsoa ananan’ny Jody, ary inona no soa azo amin’ny famorana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy tombony àry ve ny maha Jiosy? Misy mahasoa ve ny famorana?
Malagasy Bible 1865
Koa inona ary no tombony ananan'ny Jiosy, ary inona koa no soa avy amin'ny famorana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa inona ary no tombony ananan’ny Jiosy*, ary inona no soa avy amin’ny famorana?
malagasy
Koa inona ary no tombony ananan'ny Jiosy, ary inona koa no soa avy amin'ny famorana?