Romans 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Fasana misokatra ny tendany; ny lelany no anaovany fitaka» (Sal 5.9). «Ny poizin’ny menarana no ao ambanin’ny molony» (Sal 140.3);
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fasana misokatra ny tendany; entiny mamitaka ny lelany; poizi-menarana no ao ambany molony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Fasana misokatra ny tendany: entiny mamitaka ny lelany.» «Poizina menarana ny teniny»;
Malagasy Bible 1865
Fasana misokatra ny tendany; Ny lelany no anaovany fitaka (Sal. 5. 9); Ny poizin'ny menarana no ao ambanin'ny molony (Sal. 140. 3);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Fasana misokatra ny tendany; ny lelany no anaovany fitaka» (Sal 5.9). «Ny poizin’ny menarana no ao ambanin’ny molony» (Sal 140.3);
malagasy
Fasana misokatra ny tendany; Ny lelany no anaovany fitaka (Sal. 5. 9); Ny poizin'ny menarana no ao ambanin'ny molony (Sal. 140. 3);