Romans 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maro ihany ireo amin’ny lafiny rehetra: Voalohany: Izy no notolorana ny tenin’Andriamanitra ho andraikiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azo lazaina fa be ihany: voalohany, izy no nametrahana ny teny fampanantenana nataon’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, misy maro tokoa amin’ny lafiny rehetra. Voalohany, ry zareo Jiosy no nanankinan’Andriamanitra ny teny izay nambàrany.
Malagasy Bible 1865
Be ihany amin'ny zavatra rehetra: voalohany, izy no notolorana ny tenin'Andriamanitra ho adidiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maro ihany ireo amin’ny lafiny rehetra: Voalohany: Izy no notolorana ny tenin’Andriamanitra ho andraikiny.
malagasy
Be ihany amin'ny zavatra rehetra: voalohany, izy no notolorana ny tenin'Andriamanitra ho adidiny.