Romans 3:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria tsy misy nofo hohamarinina eo anatrehany amin’ny asan’ny lalàna; fa ny fahalalana ny amin’ny ota ihany no azo avy amin’ny lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy misy olona hohamarinina amin’ny asan’ny Lalàna eo anatrehany, fa ny ahalalana tsara ny ota ihany no nataon’ny Lalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsy misy olombelona hoeken’Andriamanitra ho marina, noho izy manatanteraka ny lalàna; fa ny lalàna dia miasa hahafantaran’ny olombelona mazava hoe nanota izy.
Malagasy Bible 1865
satria tsy misy nofo hohamarinina amin'ny asan'ny lalàna eo anatrehany; fa ny lalàna no ahazoana ny fahalalana marina ny amin'ny ota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria tsy misy nofo hohamarinina eo anatrehany amin’ny asan’ny lalàna; fa ny fahalalana ny amin’ny ota ihany no azo avy amin’ny lalàna.
malagasy
satria tsy misy nofo hohamarinina amin'ny asan'ny lalàna eo anatrehany; fa ny lalàna no ahazoana ny fahalalana marina ny amin'ny ota.