Romans 3:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny dia naharihary ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra, tsy tamin’ny lalàna anefa izany, fa nambaran’ny lalàna sy ny mpaminany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ankehitriny, tsy amin’ny Lalàna, dia naseho ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra, izay nambaran’ny Lalàna sy ny Mpaminany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny kosa dia efa nahariharin’Andriamanitra ny fomba anekeny antsika ho marina; ary tsy avy amin’ny lalàna velively izany. Ny lalànan’i Mosesy mbamin’ireo bokin’ny mpaminany rahateo dia efa mijoro ho vavolombelona manambara
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny dia efa naharihary ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra, tsy amin'ny lalàna anefa, fa ambaran'ny lalàna sy ny mpaminany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny dia naharihary ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra, tsy tamin’ny lalàna anefa izany, fa nambaran’ny lalàna sy ny mpaminany;
malagasy
[Ny fanamarinan'Andriamanitra maimaimpoana ny mino an'i Kristy] Fa ankehitriny dia efa naharihary ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra, tsy amin'ny lalàna anefa, fa ambaran'ny lalàna sy ny mpaminany,