Romans 3:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fahamarinana avy amin’Andriamanitra amin’ny finoana an’i Jesosy Kristy ho an’izay rehetra mino, satria tsy misy fanavakavahana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia fahamarinana avy amin’Andriamanitra, noho ny finoana an’i Jesoa Kristy, ho an’ny mpino rehetra; satria tsy misy avaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny finoana niainan’i Jesoa Kristy no haneken’Andriamanitra ny olombelona ho marina; ary mankamin’ny mpino rehetra izany, satria tsy misy fanavakavahana intsony.
Malagasy Bible 1865
dia ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra amin'ny finoana an'i Jesosy Kristy ho an'izay rehetra mino; fa tsy misy hafa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fahamarinana avy amin’Andriamanitra amin’ny finoana an’i Jesosy Kristy* ho an’izay rehetra mino, satria tsy misy fanavakavahana,
malagasy
dia ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra amin'ny finoana an'i Jesosy Kristy ho an'izay rehetra mino; fa tsy misy hafa, [ Ampio hoe: (ho an'ny olona rehetra sy)]