Romans 3:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin’Andriamanitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa samy efa nanota ihany izy rehetra, ka tsy manana ny voninahitr’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, nanota ny olon-drehetra ka tsy eo afovoan’izy ireo intsony ilay Andriamanitra be voninahitra.
Malagasy Bible 1865
fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin'Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin’Andriamanitra;
malagasy
fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin'Andriamanitra,