Romans 3:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa hamarinina maimaimpoana amin’ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin’i Kristy Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hamarininy maimaim-poana amin’ny fahasoavany noho ny fanavotana izay ao amin’i Kristy Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa, noho ny fahasoavan’Andriamanitra, dia nekeny maimaimpoana ho marina izy ireo tamin’ny alalan’ny fanavotana izay ao amin’i Kristy Jesoa.
Malagasy Bible 1865
nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa hamarinina maimaimpoana amin’ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin’i Kristy Jesosy.
malagasy
nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy,