Romans 3:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny nandeferany; mba hanehoan’Andriamanitra ny fahamarinany ankehitriny ka ho marina Izy sady hanamarina izay manana finoana an’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hampiharihary ny fahamarinany Izy amin’ny andro ankehitriny, mba ho hita ho marina sady manamarina izay manam-pinoana an’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tsy nosazîny, satria tiana haseho ankehitriny ny fomba aneken’Andriamanitra ny olombelona ho marina. Hita amin’izany fa marina tokoa Andriamanitra sady mahatonga ho marina izay entanin’ny finoana niainan’i Jesoa!
Malagasy Bible 1865
mba hanehoana ny fahamarinany ankehitriny, mba ho marina Izy sady hanamarina izay manana finoana an'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny nandeferany; mba hanehoan’Andriamanitra ny fahamarinany ankehitriny ka ho marina Izy sady hanamarina izay manana finoana an’i Jesosy.
malagasy
mba hanehoana ny fahamarinany ankehitriny, mba ho marina Izy sady hanamarina izay manana finoana an'i Jesosy.