Romans 3:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aiza ary ny fireharehana? Foana izany. Amin’ny lalàna manao ahoana? Amin’ny lalànan’ny asa va? Tsia, fa amin’ny lalànan’ny finoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aiza àry no hireharehana? Efa nofoanana izany; fa tamin’ny lalàna inona? Tamin’ny lalàn’ny asa va? Tsia, fa tamin’ny lalàn’ny finoana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa misy antony hireharehan’ny olona ve? Efa nofoanana izany. Satria nahoana? Noho ny olona manatanteraka ny lalàna ve? Tsia, fa noho ny olona manam-pinoana.
Malagasy Bible 1865
Aiza ary ny fireharehana? Efa foana izany. Amin'ny lalàna manao ahoana? amin'ny lalàn'ny asa va? Tsia; fa amin'ny lalàn'ny finoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aiza ary ny fireharehana? Foana izany. Amin’ny lalàna manao ahoana? Amin’ny lalànan’ny asa va? Tsia, fa amin’ny lalànan’ny finoana.
malagasy
Aiza ary ny fireharehana? Efa foana izany. Amin'ny lalàna manao ahoana? amin'ny lalàn'ny asa va? Tsia; fa amin'ny lalàn'ny finoana.