Romans 3:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany dia heverintsika fa finoana no anamarinana ny olona fa tsy ny asan’ny lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria miaiky marina isika fa ny finoana no anamarinana ny olona, fa tsy ny asan’ny Lalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miaiky manko isika fa ny olona manam-pinoana no eken’Andriamanitra ho marina, fa tsy izay manatanteraka ny lalàna.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany dia ataontsika fa finoana no anamarinana ny olona, fa tsy ny asan'ny lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany dia heverintsika fa finoana no anamarinana ny olona fa tsy ny asan’ny lalàna.
malagasy
Koa amin'izany dia ataontsika fa finoana no anamarinana ny olona, fa tsy ny asan'ny lalàna.