Romans 3:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa Andriamanitry ny Jiosy ihany va Izy fa tsy an’ny Jentilisa koa? Eny, an’ny Jentilisa koa Izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sa Andriamanitry ny Jody ihany Andriamanitra, fa tsy mba Andriamanitry ny Jentily koa? Eny, Andriamanitry ny Jentily koa izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sa Andriamanitry ny Jiosy ihany ve Andriamanitra? Moa tsy Andriamanitry ny hafa firenena koa ve? Eny, Andriamanitry ny hafa firenena koa Izy,
Malagasy Bible 1865
Andriamanitry ny Jiosy ihany va Izy? fa tsy mba an'ny jentilisa koa? Eny, an'ny jentilisa koa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa Andriamanitry ny Jiosy* ihany va Izy fa tsy an’ny Jentilisa* koa? Eny, an’ny Jentilisa koa Izy,
malagasy
Andriamanitry ny Jiosy ihany va Izy? fa tsy mba an'ny jentilisa koa? Eny, an'ny jentilisa koa;