Romans 3:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria iray ihany Andriamanitra, izay hanamarina ny voafora noho ny finoana, ary ny tsy voafora amin’ny finoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria Andriamanitra iray ihany no hanamarina ny voafora amin’ny finoana, sy ny tsy voafora amin’ny finoana koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tokana ihany Andriamanitra; ka ny Jiosy dia ekeny ho marina noho izy ireo mino; ary ny hafa firenena dia ekeny ho marina noho izy ireo mino ihany koa.
Malagasy Bible 1865
fa iray ihany Andriamanitra, Izay hanamarina ny voafora noho ny finoana, ary ny tsy voafora amin'ny finoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria iray ihany Andriamanitra, izay hanamarina ny voafora noho ny finoana, ary ny tsy voafora amin’ny finoana.
malagasy
fa iray ihany Andriamanitra, Izay hanamarina ny voafora noho ny finoana, ary ny tsy voafora amin'ny finoana.Koa mahafoana ny lalàna amin'ny finoana va isika? Sanatria izany! fa mampiorina tsara ny lalàna isika.