Romans 3:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mahafoana ny lalàna amin’ny finoana va isika? Sanatria izany! Fa mampiorina tsara ny lalàna isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mandrava ny Lalàna amin’ny finoana va isika? Sanatria! fa mainka mampiorina ny Lalàna isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa ve manafoana ny lalàna amin’ny alalan’ny finoana isika amin’izany? Sanatria! Vao mainka koa aza manamafy orina ny lalàna!
Malagasy Bible 1865
Koa mahafoana ny lalàna amin'ny finoana va isika? Sanatria izany! fa mampiorina tsara ny lalàna isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mahafoana ny lalàna amin’ny finoana va isika? Sanatria izany! Fa mampiorina tsara ny lalàna isika.
malagasy
Koa mahafoana ny lalàna amin'ny finoana va isika? Sanatria izany! fa mampiorina tsara ny lalàna isika.