Romans 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sanatria izany! Fa raha izany, hataon’Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sanatria izany! fa raha izany, ahoana no hitsaràn’Andriamanitra an’izao tontolo izao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sanatria izany! Fa raha zavatra tsy rariny no ampiharin’Andriamanitra, hataony ahoana no fitsara an’izao tontolo izao?
Malagasy Bible 1865
Sanatria izany! Fa raha izany, hataon'Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sanatria izany! Fa raha izany, hataon’Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao?
malagasy
Sanatria izany! Fa raha izany, hataon'Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao?