Romans 3:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nitombo noho ny laingako kosa ny fahamarinan’Andriamanitra mba ho voninahiny, nahoana aho no mbola tsaraina ho mpanota indray?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa, raha ny laingako no nampiharihary kokoa ny fahamarinan’Andriamanitra ho voninahiny, ahoana indray no itsarana ahy ho mpanota?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ohatra kosa ny laingako no vao mainka maneho an’Andriamanitra ho azo antoka sy mampitombo ny voninahiny, nahoana no mbola melohina ho mpanota aho?
Malagasy Bible 1865
Fa raha ny fahamarinan'Andriamanitra kosa no nitombo tamin'ny laingako ho voninahiny, nahoana aho no mbola tsaraina ho mpanota indray?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nitombo noho ny laingako kosa ny fahamarinan’Andriamanitra mba ho voninahiny, nahoana aho no mbola tsaraina ho mpanota indray?
malagasy
Fa raha ny fahamarinan'Andriamanitra kosa no nitombo tamin'ny laingako ho voninahiny, nahoana aho no mbola tsaraina ho mpanota indray?