Romans 3:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana ary no tsy hanao ratsy isika mba hiavian’ny soa? Tahaka izany ny tenin’ny sasany izay manendrikendrika anay ho milaza izany. Mendrika ny fanamelohana azy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nahoana no tsy hanao ratsy isika hiavian’ny soa? Atomboky ny sasany anay izany, ary tondroiny ho mampianatra izany izahay; ho voaheloka marina anefa izy ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ahoana no tsy ahazoana manao hoe: «Ndeha hanao ratsy hiavian’ny soa»? Misy tokoa manendrikendrika ahy ho mpilaza izany; mendrika hohelohina ireo olona ireo!
Malagasy Bible 1865
Ary nahoana no tsy hanao ratsy hihavian'ny soa isika,- araka ny anendrikendrehana anay sy ny filazan'ny sasany anay. Marina ny fanamelohana ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana ary no tsy hanao ratsy isika mba hiavian’ny soa? Tahaka izany ny tenin’ny sasany izay manendrikendrika anay ho milaza izany. Mendrika ny fanamelohana azy ireny.
malagasy
Ary nahoana no tsy hanao ratsy hihavian'ny soa isika,- araka ny anendrikendrehana anay sy ny filazan'ny sasany anay. Marina ny fanamelohana ireny.