Romans 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ahoana ary? Ambony noho ny hafa va isika? Tsy izany velively; satria efa voalazantsika rahateo fa mpanota avokoa na ny Jiosy na ny Jentilisa
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana àry: manan-tombo tokoa va isika? Tsy manana velively, satria efa voasehontsika fa voan’ny fahotana avokoa, na Jody na Jentily,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana àry? Manan-tombony amin’ny hafa firenena tokoa ve isika Jiosy? Tsia dia tsia! Efa voalazako fa samy eo ambany fahefan’ny fahotana avokoa na Jiosy na hafa firenena,
Malagasy Bible 1865
Ahoana ary? Manan-kavaly va isika? Tsia tsy akory; fa efa voalazantsika rahateo ho mpanota avokoa na ny Jiosy na ny jentilisa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ahoana ary? Ambony noho ny hafa va isika? Tsy izany velively; satria efa voalazantsika rahateo fa mpanota avokoa na ny Jiosy na ny Jentilisa*
malagasy
Ahoana ary? Manan-kavaly va isika? Tsia tsy akory; fa efa voalazantsika rahateo ho mpanota avokoa na ny Jiosy na ny jentilisa; [Na: Latsaka noho ireny va isika?] [ Gr. Grika]