Romans 4:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona ary no holazaintsika fa efa azon’i Abrahama razantsika araka ny nofo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona àry, ny amin’i Abrahama razantsika, no holazaintsika, fa azony araka ny nofo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona àry no holazaintsika ho efa notsapan’i Abrahama razambenay Jiosy?
Malagasy Bible 1865
Inona ary no holazaintsika ho efa azon'i Abrahama, razantsika araka ny nofo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona ary no holazaintsika fa efa azon’i Abrahama razantsika araka ny nofo?
malagasy
Inona ary no holazaintsika ho efa azon'i Abrahama, razantsika araka ny nofo?