Romans 4:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ahoana no nanisana izany? Tamin’izy efa voafora va, sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin’izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voalazantsika fa ny finoana dia notanana ho fahamarinan’i Abrahama. Oviana àry no nitanana izany? Tamin’izy efa voafora ve, sa fony izy mbola tsy voafora? Tsy tamin’izy efa voafora tsy akory, fa fony izy mbola tsy voafora.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ahoana izany? Tamin’i Abrahama efa voafora sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin’izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora;
Malagasy Bible 1865
Ary ahoana no nanisana izany? Tamin'izy efa voafora va, sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin'izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ahoana no nanisana izany? Tamin’izy efa voafora va, sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin’izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora.
malagasy
Ary ahoana no nanisana izany? Tamin'izy efa voafora va, sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin'izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora.