Romans 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rain’ny voafora tokoa izy; tsy izay voafora ihany, fa izay manaraka ny dian’ny finoan’i Abrahama raintsika koa, dia izay nananany fony izy tsy mbola voafora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ho rain’ny voafora koa, tsy izay voafora fe voafora anefa, fa izay manara-dia ny finoana nananan’i Abrahama razantsika, fony izy mbola tsy voafora.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady tonga rainay voafora ihany koa: dia izahay sady voafora no manara-dia an’i Abrahama razanay izay efa nino fony tsy mbola voafora.
Malagasy Bible 1865
ary ho rain'ny voafora, dia tsy izay voafora ihany, fa izay mandeha araka ny dian'ny finoan'i Abrahama razantsika koa, izay nananany fony izy tsy mbola voafora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rain’ny voafora tokoa izy; tsy izay voafora ihany, fa izay manaraka ny dian’ny finoan’i Abrahama raintsika koa, dia izay nananany fony izy tsy mbola voafora.
malagasy
ary ho rain'ny voafora, dia tsy izay voafora ihany, fa izay mandeha araka ny dian'ny finoan'i Abrahama razantsika koa, izay nananany fony izy tsy mbola voafora.