Romans 4:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy tamin’ny lalàna anefa no nahazoan’i Abrahama sy ny taranany ny teny fikasana ho mpandova an’izao rehetra izao fa tamin’ny fahamarinana amin’ny finoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ny Lalàna no nahazoan’i Abrahama sy ny taranany fampanantenana handova izao tontolo izao, fa ny fahamarinana avy amin’ny finoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampanantenain’Andriamanitra fa handova izao tontolo izao i Abrahama sy ny taranany. Tsy noho izy ireo nandala lalàna, fa noho izy ireo nino ka neken’Andriamanitra ho marina no nahazoany izany fampanantenana izany.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy lalàna, fa fahamarinana amin'ny finoana, no nahazoan'i Abrahama sy ny taranany ny teny fikasana ho mpandova izao tontolo izao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy tamin’ny lalàna anefa no nahazoan’i Abrahama sy ny taranany ny teny fikasana ho mpandova an’izao rehetra izao fa tamin’ny fahamarinana amin’ny finoana.
malagasy
Fa tsy lalàna, fa fahamarinana amin'ny finoana, no nahazoan'i Abrahama sy ny taranany ny teny fikasana ho mpandova izao tontolo izao izy.