Romans 4:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ireo avy amin’ny lalàna no mpandova dia tonga foana ny finoana, ary tonga tsinontsinona ny teny fikasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha izay amin’ny Lalàna no mpandova, dia foana ny finoana, ary tsinontsinona ny fampanantenana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny fanatanterahana ny lalàna no nahatonga azy ireo ho mpandova, dia ho poaka àty ny finoana ary ho foana ny fampanantenana.
Malagasy Bible 1865
Fa raha izay amin'ny lalàna no mpandova, dia efa foana ny finoana, ary efa tsinontsinona ny teny fikasana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ireo avy amin’ny lalàna no mpandova dia tonga foana ny finoana, ary tonga tsinontsinona ny teny fikasana.
malagasy
Fa raha izay amin'ny lalàna no mpandova, dia efa foana ny finoana, ary efa tsinontsinona ny teny fikasana;