Romans 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatonga fahatezerana mantsy ny lalàna; fa raha tsy misy lalàna dia tsy misy fandikan-dalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria ny Lalàna mitarika fahatezerana, fa raha tsy misy Lalàna, dia tsy misy koa fandikan-dalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mahatonga ny fahatezeran’Andriamanitra ny lalàna; ka raha tsy misy ny lalàna, dia tsy hisy koa ny fandikan-dalàna.
Malagasy Bible 1865
fa ny lalàna mahatonga fahatezerana; fa raha tsy misy lalàna, dia tsy misy fandikan-dalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatonga fahatezerana mantsy ny lalàna; fa raha tsy misy lalàna dia tsy misy fandikan-dalàna.
malagasy
fa ny lalàna mahatonga fahatezerana; fa raha tsy misy lalàna, dia tsy misy fandikan-dalàna.