Romans 4:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia ny finoana no hahatò ny teny fikasana ho an’ny taranaka rehetra, mba ho araka ny fahasoavana, tsy ho an’izay avy amin’ny lalàna ihany fa ho an’izay avy amin’ny finoan’i Abrahama koa, dia ilay raintsika rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ny finoana no andovana, mba ho araka ny fahasoavana, ka ho mafy ho an’ny taranaka rehetra ny fampanantenana, dia tsy ho an’izay amin’ny Lalàna ihany, fa ho an’izay amin’ny finoan’i Abrahama koa, satria raintsika rehetra izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia avy amin’ny finoana no ahazoana ny fampanantenana, hany ka fanomezana azo antoka ho an’ny taranak’i Abrahama rehetra: tsy ho an’izay mandala ny lalàna ihany, fa ho an’izay mino tahaka ny nataon’i Abrahama koa. Fa raintsika rehetra i Abrahama,
Malagasy Bible 1865
Koa finoana no andovana, mba ho araka ny fahasoavana, hahatò ny teny fikasana ho an'ny taranaka rehetra,- tsy ho an'izay amin'ny lalàna ihany, fa ho an'izay amin'ny finoan'i Abrahama koa, dia ilay razantsika rehetra -
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia ny finoana no hahatò ny teny fikasana ho an’ny taranaka rehetra, mba ho araka ny fahasoavana, tsy ho an’izay avy amin’ny lalàna ihany fa ho an’izay avy amin’ny finoan’i Abrahama koa, dia ilay raintsika rehetra,
malagasy