Romans 4:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia efa tsy nisy nanantenana aza dia nanantena ihany izy ka nino, mba ho tonga rain’ny firenena maro; araka ny voalaza hoe: «Ho tahaka izany ny taranakao» (Gen 15.5).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nino izy, fa nanantena na dia tsy nisy tokony hanantenany aza, ka tonga rain’ny firenena maro, araka ny voalaza taminy hoe: « Ho tahaka izany ny taranakao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanantena i Abrahama na dia tsy nisy hanantenany aza, ary dia nino fa ho tonga «raim-pirenena» maro, araka ny voalazan’Andriamanitra taminy hoe: «Ho tahaka izany ny taranakao.»
Malagasy Bible 1865
Ary na dia efa tsy nisy fanantenana aza, dia nanantena ihany izy ka nino, mba ho rain'ny firenena maro; araka ny voalaza hoe: Ho tahaka izany ny taranakao (Gen. 15. 5).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia efa tsy nisy nanantenana aza dia nanantena ihany izy ka nino, mba ho tonga rain’ny firenena maro; araka ny voalaza hoe: «Ho tahaka izany ny taranakao» (Gen 15.5).
malagasy
Ary na dia efa tsy nisy fanantenana aza, dia nanantena ihany izy ka nino, mba ho rain'ny firenena maro; araka ny voalaza hoe: Ho tahaka izany ny taranakao (Gen. 15. 5).