Romans 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha asa tokoa mantsy no nanamarinana an’i Abrahama dia misy hireharehany ihany, saingy tsy eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha noho ny asa no nanamarinana an’i Abrahama, dia manana hireharehana ihany izy; nefa tsy manana izany akory izy, eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny asa vitan’i Abrahama no naneken’Andriamanitra azy ho marina, dia ho nahazo nirehareha i Abrahama. Tsy izany anefa no toe-javatra eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa raha asa no nanamarinana an'i Abrahama, dia misy hireharehany ihany, nefa tsy amin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha asa tokoa mantsy no nanamarinana an’i Abrahama dia misy hireharehany ihany, saingy tsy eo anatrehan’Andriamanitra.
malagasy
Fa raha asa no nanamarinana an'i Abrahama, dia misy hireharehany ihany, nefa tsy amin'Andriamanitra.