Romans 4:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady natoky tanteraka fa izay nolazainy dia hainy hatao tokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny fitokiana mafy Azy ho mahay manatanteraka ny zavatra rehetra nampanantenainy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady natoky mihitsy fa izay nampanantenain’Andriamanitra dia hain’Andriamanitra tanterahina.
Malagasy Bible 1865
ary natoky indrindra fa izay nolazainy dia hainy hatao koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady natoky tanteraka fa izay nolazainy dia hainy hatao tokoa.
malagasy
ary natoky indrindra fa izay nolazainy dia hainy hatao koa.