Romans 4:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisaina ho fahamarinany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa notanana ho fahamarinany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no «nankatoavan’Andriamanitra azy ho marina.»
Malagasy Bible 1865
Dia nisaina ho fahamarinany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisaina ho fahamarinany izany.
malagasy
Dia nisaina ho fahamarinany izany.