Romans 4:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy ho azy ihany no nanoratana hoe: Nisaina ho azy izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy ho azy ihany no nanoratana fa notanana ho fahamarinana izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho an’i Abrahama ihany anefa ilay voasoratra hoe «nankatoavan’Andriamanitra azy ho marina»,
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy ho azy ihany no nanoratana fa nisaina ho azy izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy ho azy ihany no nanoratana hoe: Nisaina ho azy izany,
malagasy
Nefa tsy ho azy ihany no nanoratana fa nisaina ho azy izany,