Romans 4:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ho antsika izay hanisana izany koa, dia isika izay mino Ilay nanangana an’i Jesosy Tompontsika tamin’ny maty,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ho antsika izay hitanana izany koa, dia isika izay mino an’Ilay nanangan-ko velona an’i Jesoa Kristy Tompontsika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ho antsika koa, dia isika mino Ilay nanangana an’i Jesoa Tompontsika ho velona avy tany amin’ny maty.
Malagasy Bible 1865
fa ho antsika izay hanisana izany koa, dia isika izay mino Ilay nanangana an'i Jesosy Tompontsika tamin'ny maty,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ho antsika izay hanisana izany koa, dia isika izay mino Ilay nanangana an’i Jesosy Tompontsika tamin’ny maty,
malagasy
fa ho antsika izay hanisana izany koa, dia isika izay mino Ilay nanangana an'i Jesosy Tompontsika tamin'ny maty,Izay natolotra noho ny fahadisoantsika ka natsangana indray ho fanamarinana antsika.