Romans 4:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay natolotra noho ny fahadisoantsika ary natsangana indray ho fanamarinana antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay natolotra noho ny fahadisoantsika, ary nitsangana indray mba ho fanamarinana antsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa natolotra ho faty noho ny fahotantsika i Jesoa ary natsangana ho velona mba hahatonga antsika ho olo-marina eo imason’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Izay natolotra noho ny fahadisoantsika ka natsangana indray ho fanamarinana antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay natolotra noho ny fahadisoantsika ary natsangana indray ho fanamarinana antsika.
malagasy
Izay natolotra noho ny fahadisoantsika ka natsangana indray ho fanamarinana antsika.