Romans 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ahoana hoy ny Soratra Masina? «Ary nino an’Andriamanitra i Abrahama ka nisaina ho fahamarinany izany» (Gen 15.6).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ahoana hoy ny Soratra Masina? Izao: «Nino an’Andriamanitra i Abrahama, ka izany no notanana ho fahamarinana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa inona tokoa moa no voalazan’ny Soratra Masina? «Nino an’Andriamanitra i Abrahama ary nankatoavan’Andriamanitra azy ho marina izany!»
Malagasy Bible 1865
Fa ahoana hoy ny Soratra Masina? Ary Abrahama nino an'Andriamanitra, ka dia nisaina ho fahamarinany izany (Gen. 15. 6).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ahoana hoy ny Soratra Masina? «Ary nino an’Andriamanitra i Abrahama ka nisaina ho fahamarinany izany» (Gen 15.6).
malagasy
Fa ahoana hoy ny Soratra Masina? Ary Abrahama nino an'Andriamanitra, ka dia nisaina ho fahamarinany izany (Gen. 15. 6).