Romans 4:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no ilazan’i Davida ny fahasambaran’ny olona izay isain’Andriamanitra fahamarinana tsy amin’ny asa:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no ilazan’i Davida ny hasambaran’ny olona itanan’Andriamanitra fahamarinana tsy aman’asa hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no ilazan’i Davida hoe sambatra ny olona, raha tsy ny asa vitany no iheveran’Andriamanitra azy ho marina:
Malagasy Bible 1865
Dia araka izany koa no ilazan'i Davida fa sambatra ny olona izay isain'Andriamanitra fahamarinana tsy amin'ny asa, hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no ilazan’i Davida ny fahasambaran’ny olona izay isain’Andriamanitra fahamarinana tsy amin’ny asa:
malagasy
Dia araka izany koa no ilazan'i Davida fa sambatra ny olona izay isain'Andriamanitra fahamarinana tsy amin'ny asa, hoe: