Romans 4:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Sambatra ireo izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Sambatra ireo navelan’Andriamanitra fahotana sy nofoanany heloka.
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Sambatra ireo izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.
malagasy
Sambatra izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.