Romans 5:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa talohan’ny lalàna aza dia nisy ota teto amin’izao tontolo izao, nefa tsy isaina ny ota raha tsy misy lalàna;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nisy ota ihany tamin’izao tontolo izao na talohan’ny Lalàna aza, saingy tsy tanana hisy saziny ny ota raha tsy misy lalàna...
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talohan’ny lalànan ’i Mosesy dia efa nisy fahotana teo amin’izao tontolo izao; nefa ny fahotana dia tsy mbola natao hoe fandikana, raha tsy mbola nisy ny lalàna.
Malagasy Bible 1865
fa hatrany alohan'ny lalàna aza dia nisy ota tamin'izao tontolo izao; nefa tsy isaina ny ota, raha tsy misy lalàna;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa talohan’ny lalàna aza dia nisy ota teto amin’izao tontolo izao, nefa tsy isaina ny ota raha tsy misy lalàna;
malagasy
fa hatrany alohan'ny lalàna aza dia nisy ota tamin'izao tontolo izao; nefa tsy isaina ny ota, raha tsy misy lalàna;