Romans 5:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy tahaka ny avy amin’ny iray izay nanota ny fanomezana; fa noho ny nataon’ny iray no nisehoan’ny fitsarana ho fanamelohana, nefa noho ny fahadisoana maro kosa no nisehoan’ny fanomezana ny fahasoavana ho fanamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy mba tahaka izay tonga noho ny anankiray nanota ny fanomezana; satria noho ny ota anankiray no nisian’ny fitsarana ho fanamelohana; fa noho ny fahadisoana maro kosa no nisian’ny fahasoavana ho fanamarinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy tahaka ny vokatry ny fahotana vitan’i Adama ny vokatry ny fanomezana atolotr’Andriamanitra: ny hadisoan’ny olona anankiray notsaraina dia nahatonga fanamelohana; fa ny fanomezana atolotr’Andriamanitra maimaimpoana kosa dia nahatonga ny hadisoana maro havela tanteraka.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy tahaka ny avy amin'ny anankiray izay nanota ny fanomezana; fa noho ny nataon'ny anankiray no nisehoan'ny fitsarana ho fanamelohana, fa noho ny fahadisoana maro kosa no nisehoan'ny fanomezam-pahasoavana ho fanamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy tahaka ny avy amin’ny iray izay nanota ny fanomezana; fa noho ny nataon’ny iray no nisehoan’ny fitsarana ho fanamelohana, nefa noho ny fahadisoana maro kosa no nisehoan’ny fanomezana ny fahasoavana ho fanamarinana.
malagasy