Romans 5:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ny fahadisoan’ny olona iray no nanjakan’ny fahafatesana noho ny nataon’ny iray, mainka izay mahazo ny haben’ny fahasoavana sy ny fanomezan’ny fahamarinana no hanjaka amin’ny fiainana noho ny nataon’ny Iray, dia Jesosy Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria raha ny fahadisoan’ny anankiray aza nanjakan’ny fahafatesana noho ny nataon’io anankiray io, mainka fa ny nataon’ny anankiray, dia i Jesoa Kristy, no hanjakan’izay mahazo ny haben’ny fahasoavana amam-panomezam-pahamarinana amin’ny fiainana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tamin’ny alalan’ny olona anankiray ary noho ny hadisoan’io olona iray io no nanjakan’ny fahafatesana; fa ireo mandray ny fahasoavana nitosaka be avy amin’Andriamanitra ary koa ny fahamarinana nomeny maimaimpoana dia vao mainka velomin’Andriamanitra sy ampanjakainy tamin’ny alalan’ny olona anankiray, dia i Jesoa Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha ny fahadisoan'ny olona anankiray no nanjakan'ny fahafatesana noho ny nataon'ny anankiray, mainka izay mahazo ny haben'ny fahasoavana sy ny fanomezan'ny fahamarinana no hanjaka amin'ny fiainana noho ny nataon'ny Anankiray, dia Jesosy Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ny fahadisoan’ny olona iray no nanjakan’ny fahafatesana noho ny nataon’ny iray, mainka izay mahazo ny haben’ny fahasoavana sy ny fanomezan’ny fahamarinana no hanjaka amin’ny fiainana noho ny nataon’ny Iray, dia Jesosy Kristy.
malagasy