Romans 5:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lalàna koa dia niditra mba hampitombo ny fahadisoana. Nefa teo amin’izay nitomboan’ny ota no nihoaran’ny fahasoavana ho be lavitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Lalàna dia nisisika nahabe ny fahadisoana; nefa tao amin’izay nahabe ny fahadisoana indrindra no nihoaran’ny fahasoavana ho ambony lavitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lalàna no tonga, dia ny mba hampitombo be ny hadisoana; nefa koa teo amin’izay nahabe ny fahotana no nihoa-pampana ny fahasoavana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lalàna dia niditra koa hahabe ny fahadisoana. Nefa teo amin'izay nihabiazan'ny ota no nihoaran'ny fahasoavana be lavitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lalàna koa dia niditra mba hampitombo ny fahadisoana. Nefa teo amin’izay nitomboan’ny ota no nihoaran’ny fahasoavana ho be lavitra,
malagasy
Ary ny lalàna dia niditra koa hahabe ny fahadisoana. Nefa teo amin'izay nihabiazan'ny ota no nihoaran'ny fahasoavana be lavitra,mba ho tahaka ny nanjakan'ny ota tao amin'ny fahafatesana no hanjakan'ny fahasoavana kosa amin'ny fahamarinana ho fiainana mandrakizay amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika.