Romans 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa manoatra noho izany ny hamonjeny antsika ho afaka amin’ny fahatezerana, rehefa nohamarinina tamin’ny rany isika ankehitriny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
no maty hamonjy antsika i Kristy; koa mainka ka izao efa nohamarinina tamin’ny Rany izao, dia tsy maintsy afany amin’ny fahatezerana mihitsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa, amin’izao isika efa tonga olo-marina eo imason’Andriamanitra noho ny ra nafoin’i Kristy izao, dia vao mainka hovonjena amin’ny alalan’i Kristy tsy hiharan’ny fahatezeran’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Koa mainka aza ny hamonjeny antsika ho afaka amin'ny fahatezerana ankehitriny, rehefa nohamarinina tamin'ny ràny isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa manoatra noho izany ny hamonjeny antsika ho afaka amin’ny fahatezerana, rehefa nohamarinina tamin’ny rany isika ankehitriny!
malagasy
Koa mainka aza ny hamonjeny antsika ho afaka amin'ny fahatezerana ankehitriny, rehefa nohamarinina tamin'ny ràny isika.