Romans 6:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin’ny ota ihany va isika mba hitomboan’ny fahasoavana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona àry no holazaintsika: mbola hitoetra amin’ny fahotana ihany va isika, hitomboan’ny fahasoavana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona àry no holazaintsika? Hitoetra ao amin’ny fahotana ve isika mba hitomboan’ny fahasoavana?
Malagasy Bible 1865
Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin'ny ota ihany va isika hitomboan'ny fahasoavana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin’ny ota ihany va isika mba hitomboan’ny fahasoavana?
malagasy
[Ny fahafahan'ny maro an'i Kristy amin'ny herin'ny ota, ary ny fanamasinana azy] Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin'ny ota ihany va isika hitomboan'ny fahasoavana?